Joash Repairs the Temple

1. In the seventh year of Jehu Jehoash began to reign; and forty years reigned he in Jerusalem. And his mother's name was Zibiah of Beersheba.
1. La septième année de Jéhu, Joas devint roi, et il régna quarante ans à Jérusalem. Sa mère s`appelait Tsibja, de Beer Schéba.
1. "Ary tamin' ny taona fahafito nanjakan' i Jeho no vao nanjaka Joasy; ary efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Zibia, avy any Beri-sheba."
2. And Jehoash did that which was right in the sight of the LORD all his days wherein Jehoiada the priest instructed him.
2. Joas fit ce qui est droit aux yeux de l`Éternel tout le temps qu`il suivit les directions du sacrificateur Jehojada.
2. Ary Joasy nanao izay mahitsy eo imason' i Jehovah tamin' ny androny rehetra izay nanoloran' i Joiada mpisorona saina azy.
3. But the high places were not taken away: the people still sacrificed and burnt incense in the high places.
3. "Seulement, les hauts lieux ne disparurent point; le peuple offrait encore des sacrifices et des parfums sur les hauts lieux."
3. "Nefa kosa ny fitoerana avo tsy mba noravana; ary ny olona mbola nanao fanatitra sady nandoro ditin-kazo manitra teny amin' ny fitoerana avo ihany."
4. And Jehoash said to the priests, All the money of the dedicated things that is brought into the house of the LORD, even the money of every one that passeth the account, the money that every man is set at, and all the money that cometh into any man's heart to bring into the house of the LORD,
4. Joas dit aux sacrificateurs: Tout l`argent consacré qu`on apporte dans la maison de l`Éternel, l`argent ayant cours, savoir l`argent pour le rachat des personnes d`après l`estimation qui en est faite, et tout l`argent qu`il vient au coeur de quelqu`un d`apporter à la maison de l`Éternel,
4. Ary hoy Joasy tamin' ny mpisorona: Ny vola amin' ny zava-boatokana rehetra izay nampidirina tao an-tranon' i Jehovah, dia ny volan' ny olona voaisa sy ny vola rehetra izay azo tamin' ny tomban' olona ary ny vola rehetra izay nentin' ny isan' olona an-tsitrapo ho ao an-tranon' i Jehovah,
5. Let the priests take it to them, every man of his acquaintance: and let them repair the breaches of the house, wheresoever any breach shall be found.
5. que les sacrificateurs le prennent chacun de la part des gens de sa connaissance, et qu`ils l`emploient à réparer la maison partout où il se trouvera quelque chose à réparer.
5. Dia aoka horaisin' ny mpisorona amin' ny olom-pantany avy izany ka hanamboarany ny simba amin' ny trano, na amin' inona na amin' inona no hitany misy simba.
6. But it was so, that in the three and twentieth year of king Jehoash the priests had not repaired the breaches of the house.
6. Mais il arriva que, la vingt-troisième année du roi Joas, les sacrificateurs n`avaient point réparé ce qui était à réparer à la maison.
6. Kanjo izao no zava-nisy, hatramin' ny fahatelo amby roapolo taona nanjakan' i Joasy mpanjaka dia tsy mbola voavoatran' ny mpisorona ihany ny simba tamin' ny trano.
7. Then king Jehoash called for Jehoiada the priest, and the other priests, and said unto them, Why repair ye not the breaches of the house? now therefore receive no more money of your acquaintance, but deliver it for the breaches of the house.
7. Le roi Joas appela le sacrificateur Jehojada et les autres sacrificateurs, et leur dit: Pourquoi n`avez-vous pas réparé ce qui est à réparer à la maison? Maintenant, vous ne prendrez plus l`argent de vos connaissances, mais vous le livrerez pour les réparations de la maison.
7. Ka dia niantso an' i Joiada mpisorona sy ny mpisorona sasany koa Joasy mpanjaka ka nanao taminy hoe: Nahoana ianareo no tsy manamboatra ny simba amin' ny trano? Koa ankehitriny, aza mandray vola amin' ny olom-pantatrareo intsony ianareo, fa omeo hanamboarana ny simba amin' ny trano ny vola.
8. And the priests consented to receive no more money of the people, neither to repair the breaches of the house.
8. Les sacrificateurs convinrent de ne pas prendre l`argent du peuple, et de n`être chargés des réparations de la maison.
8. Ary nanaiky ny mpisorona fa tsy handray vola amin' olona intsony sady tsy hanamboatra ny simba amin' ny trano.
9. But Jehoiada the priest took a chest, and bored a hole in the lid of it, and set it beside the altar, on the right side as one cometh into the house of the LORD: and the priests that kept the door put therein all the money that was brought into the house of the LORD.
9. Alors le sacrificateur Jehojada prit un coffre, perça un trou dans son couvercle, et le plaça à côté de l`autel, à droite, sur le passage par lequel on entrait à la maison de l`Éternel. Les sacrificateurs qui avaient la garde du seuil y mettaient tout l`argent qu`on apportait dans la maison de l`Éternel.
9. "Fa naka vata anankiray Joiada mpisorona,dia noloahany ny rakony, ary napetrany teo anilan' ny alitara tamin' ny sisiny ankavanana eo am-pidirana amin' ny tranon' i Jehovah izany;dia nalatsaky ny mpisorona, mpiandry varavarana, tao ny vola rehetra izay nampidirina ho ao an-tranon' i Jehovah."
10. And it was so, when they saw that there was much money in the chest, that the king's scribe and the high priest came up, and they put up in bags, and told the money that was found in the house of the LORD.
10. Quand ils voyaient qu`il y avait beaucoup d`argent dans le coffre, le secrétaire du roi montait avec le souverain sacrificateur, et ils serraient et comptaient l`argent qui se trouvait dans la maison de l`Éternel.
10. Ary izao no zava-nisy, rehefa hitany fa be ny vola tao am-bata, dia niakatra ny mpanoratry ny mpanjaka sy ny mpisoronabe, ka nofonosiny an-kitapo ny vola izay hita tao an-tranon' i Jehovah sady nisainy.
11. And they gave the money, being told, into the hands of them that did the work, that had the oversight of the house of the LORD: and they laid it out to the carpenters and builders, that wrought upon the house of the LORD,
11. Ils remettaient l`argent pesé entre les mains de ceux qui étaient chargés de faire exécuter l`ouvrage dans la maison de l`Éternel. Et l`on employait cet argent pour les charpentiers et pour les ouvriers qui travaillaient à la maison de l`Éternel,
11. "Ary ny vola voaisa dia natolotra ho eo an-tanan' ny mpanao ny asa, dia izay voatendry ny amin' ny tranon' i Jehovah ; ary ireo kosa namoaka azy ho amin' ny mpandrafitra sy mpanao trano, izay namboatra ny tranon' i Jehovah,"
12. And to masons, and hewers of stone, and to buy timber and hewed stone to repair the breaches of the house of the LORD, and for all that was laid out for the house to repair it.
12. pour les maçons et les tailleurs de pierres, pour les achats de bois et de pierres de taille nécessaires aux réparations de la maison de l`Éternel, et pour toutes les dépenses concernant les réparations de la maison.
12. Sy ho amin' ny mpandatsa-bato sy ny mpipaika ary hamidy hazo sy vato voapaika hanamboarana ny simba amin' ny tranon' i Jehovah sy holanina amin' izay rehetra hanamboarana azy.
13. Howbeit there were not made for the house of the LORD bowls of silver, snuffers, basons, trumpets, any vessels of gold, or vessels of silver, of the money that was brought into the house of the LORD:
13. Mais, avec l`argent qu`on apportait dans la maison de l`Éternel, on ne fit pour la maison de l`Éternel ni bassins d`argent, ni couteaux, ni coupes, ni trompettes, ni aucun ustensile d`or ou d`argent:
13. Nefa tsy nisy tsangambava volafotsy, na antsy, na lovia famafazana, na trompetra, na izay fanaka volamena sy fanaka volafotsy na inona na inona natao ho amin' ny tranon' i Jehovah tamin' ny vola nampidirina tao.
14. But they gave that to the workmen, and repaired therewith the house of the LORD.
14. on le donnait à ceux qui faisaient l`ouvrage, afin qu`ils l`employassent à réparer la maison de l`Éternel.
14. Fa nomeny ny mpiasa izany ka nentin' ireo nanamboatra ny tranon' i Jehovah.
15. Moreover they reckoned not with the men, into whose hand they delivered the money to be bestowed on workmen: for they dealt faithfully.
15. On ne demandait pas de compte aux hommes entre les mains desquels on remettait l`argent pour qu`ils le donnassent à ceux qui faisaient l`ouvrage, car ils agissaient avec probité.
15. Ary tsy nampamoahiny ny olona izay notolorana ny vola homeny ny mpiasa, fa nahatoky ireo.
16. The trespass money and sin money was not brought into the house of the LORD: it was the priests'.
16. L`argent des sacrifices de culpabilité et des sacrifices d`expiation n`était point apporté dans la maison de l`Éternel: il était pour les sacrificateurs.
16. Fa ny vola natao fanati-panonerana sy ny vola fanatitra noho ny ota dia tsy nampidirina tao an-tranon' i Jehovah, fa an' ny mpisorona kosa izany.
17. Then Hazael king of Syria went up, and fought against Gath, and took it: and Hazael set his face to go up to Jerusalem.
17. Alors Hazaël, roi de Syrie, monta et se battit contre Gath, dont il s`empara. Hazaël avait l`intention de monter contre Jérusalem.
17. "Ary tamin' izany dia niakatra Hazaela, mpanjakan' i Syria, ary namely an' i Gata ka nahafaka azy; ary nizotra niakatra hamely an' i Jerosalema koa izy."
18. And Jehoash king of Judah took all the hallowed things that Jehoshaphat, and Jehoram, and Ahaziah, his fathers, kings of Judah, had dedicated, and his own hallowed things, and all the gold that was found in the treasures of the house of the LORD, and in the king's house, and sent it to Hazael king of Syria: and he went away from Jerusalem.
18. Joas, roi de Juda, prit toutes les choses consacrées, ce qui avait été consacré par Josaphat, par Joram et par Achazia, ses pères, rois de Juda, ce qu`il avait consacré lui-même, et tout l`or qui se trouvait dans les trésors de la maison de l`Éternel et de la maison du roi, et il envoya le tout à Hazaël, roi de Syrie, qui ne monta pas contre Jérusalem.
18. "Ary Joasy, mpanjakan' ny Joda, naka ny zava-masina rehetra izay natokan' ny mpanjakan' ny Joda razany, dia Josafata sy Jehorama sy Ahazia, mbamin' ny zavatra nohamasinin' ny tenany koa sy ny volamena rehetra hita tamin' ny rakitry ny tranon' i Jehovah sy tao an-tranon' ny mpanjaka, ka nampitondrainy ho any amin' i Hazaela mpanjakan' i Syria izany; ka dia niala tao Jerosalema Hazaela."
19. And the rest of the acts of Joash, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah?
19. Le reste des actions de Joas, et tout ce qu`il a fait, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois de Juda?
19. Ary ny asan' i Joasy sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va izany?
20. And his servants arose, and made a conspiracy, and slew Joash in the house of Millo, which goeth down to Silla.
20. "Ses serviteurs se soulevèrent et formèrent une conspiration; ils frappèrent Joas dans la maison de Millo, qui est à la descente de Silla."
20. Ary nitsangana ny mpanompon' i Joasy ka niodina taminy, dia namono azy tao an-trano Milo, ao am-pidinana mankany Sila.
21. For Jozachar the son of Shimeath, and Jehozabad the son of Shomer, his servants, smote him, and he died; and they buried him with his fathers in the city of David: and Amaziah his son reigned in his stead.
21. Jozacar, fils de Schimeath, et Jozabad, fils de Schomer, ses serviteurs, le frappèrent, et il mourut. On l`enterra avec ses pères, dans la ville de David. Et Amatsia, son fils, régna à sa place.
21. "Fa Jozakara, zanak' i Simata sy Jozabada, zanak' i Somera, mpanompony, namely azy ho faty; dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Amazia zanany no nanjaka nandimby azy."
<
>